0

MBA FANTATRAO KOA VE NY CHEMTRAIL
Eto dia tsy misy fandresen-dahatra an!
Mampahafantatra anao ny zava-misy marina izahay.
Araka ny fantatra dia misy hifandraisany amin'ilay H.A.A.R.P izy raha ny fanadihadiana natao sy ny fanazavana azo!
Ity koa dia projet ataon'ireo vitsy an'isa te hifehy ity tontolo misy antsika ity(Ny franc Macon, illuminati)
——————–
Fanazavana mikasika ity CHEMTRAIL ity:
Ny CHENTRAILS dia rahona fotsy navelan'ireo fiara-manidina eny ambony eny…Toa voajanahary ny fijery azy saingy misy vokatra simika mampidi-doza anefa ilay rahona.
Rehefa nataon'ny manampahaizana ny fandinihana dia misy an'ireto vokatra simika ireto io CHEMTRAIL io:
1- ALUMINIUM .
2- BARYUM .
3- CALCIUM .
4- FIBRES DE POLYMERE MICROSCOPIQUE .
5- MAGNESIUM .
6- METAUX LOURD .
7- TITANE
Ity CHEMTRAIL ity dia maharitra ora maro vao miparitaka saingy tsy miseho vetivety ao aorinan'ny nandalovan'ilay fiaramanidina nandefa azy.
Inona ary no voka,-dratsy eo amin'ny fahasalamana ?
Mahatonga homamiadan'ny avokavoka sy Ny Accident Vaisceau Cerebral
Aretin-koditra tsy fantatra mazava ny antony fa maratra fisiny eo
Mahatonga fahasarotan'ny fisefoana
Voka-dratsy eo amin'ny tontolo iainana indrindra ny faune sy flore
Hain-tany goavana(Sud de Madagascar)
Fanampozinana ny rano,rivotra ary ny tany
Ity ny rohy: https://mobile.facebook.com/
story.php?story_fbid=1556331697
769190&id=905026682899698&refi
d=52&ref=opera_speed_dial&__tn__=%2As-R
ity ny iray misimisy: https://mobile.facebook.
com/story.php?story_fbid=1536175366
451490&id=905026682899698&refi
d=52&ref=opera_speed_dial&__tn__=%2As-R
——–
Fanadihadiana hafa hita manaporofo koa fa raha tsy hatsahatra haingana itony hetsika mangingina itony dia hiteraka fikorontanana mahatsiravina amin'ny olom-brlelona, ny faune, ny flore
Raha mitohy izao andrana tsy refesi-mandidy izao dia hitondra ny tany any amin'ny tsy fiverenana intsony fa hiharatsy hatrany
Tandomin-doza ny tany noho ny fivoaran'ny Alluminium izay tsy mitsahatra mandritra ny 24/24 ary 7/7
Source: http://stateofthenation.co/…

———

Mbola haverinay eto foana fa Tafiditra ao anatin'ny Nouvel Ordre Mondial ity Mba hampienana ankolaka araka izay azo atao ny isan'ny olona eto an-tany…Satria efa voapoizina avokoa ny rivotra, ny rano sy ny zava-maniry eto.

Betsaka ny fanazavana azo hoen-tina fa hatreo aloha fa arahinao eto ihany ny tena mikasika azy ity.

Ora farany izao🕐
Mijanona ao an-trano🏠
Manaova aro-vava😷

Zavadalina

Anonyme Question répondue 8 août 2020
Faire un commentaire